
Banjinina eo amin'ny fiainam-panahinay Masera Fille de St Paul i Kristy Mpampianatra Lalana, Fahamarinana ary Fiainana. Koa miezaka isanandro izahay mba hampifanaraka ny fiainanay amin'ny fiainany ka ho afaka hilaza toa an'i Md Paoly hoe: "Tsy izaho intsony no velona fa i Kristy no velona ato amiko." Ny tanjona dia ny fahamasinana.
Nalaina tamin'ny lahatsoratra nosoratan'i Alexandra (Postulante Fille de st Paul) ao amin'ilay gazety kely "Raha Tianao" n° 62
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire