08/05/2009

Miandry anao Izy

2 commentaires:

Kalaneny a dit…

"Tsy izaho intsony no velona fa Kristy no velona ato anatiko"

Ny herin'i Kristy no heriko sy herintsika, sa tsy izany ve ?

Faly mahafantatra ny Maseran'ny ST Paul.

Mahereza daholo !

Masera filles de st-Paul a dit…

Dia faly mahafantatra an'i Kalaneny ihany koa.
Dia mirary fahombiazana ho anao eo am-pamafazana ny tsara ho anao sy ho an'ny hafa amin'ny alalan'ity blaogy ity.